Entrée fihantona (hantona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba fikiraviravezana, fomban' ny zavatra mihantona: Mahatsikaiky ny fihanton' io sary io fa esory [Rajemisa 1985]

2009/02/23