Entrée fihantsika (hantsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha [Rajemisa 1985]

2009/02/23