Entrée fihatsaka (hatsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] antsikely famoran-jaza [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [David 1952 (takila F)]
Mots composés, titres, noms 

Entrée fihatsaka (hatsaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [Rajemisa 1985]

2017/03/10