Entrée fihehezana (hehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanelezana: Ny fihehezan' ny fako no nampahaloto ny tokotany
¶ Fihohazana ary fanelezana amin' ny tongotra: Avy amin' ny fihehezan' ny alika ny tokotany no nahatonga io lavaka io [Rajemisa 1985]
Définition française action de gratter, de disperser avec les pattes [Abinal 1888]

2012/06/20