Entrée fihenana (hena)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?
¶ Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ
¶ Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka
¶ Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [Rajemisa 1985]
Traduction française   chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2009/10/20