Entrée fiheninkenenana (heninkenina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05