Entrée fihetsika (hetsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
¶ Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [Rajemisa 1985]
Définition française comportement, attitude, mobilité [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

2009/10/20