|
|
|
|

Entrée1  fihevitra
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hevitra
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6  [1.1] Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ?
Explications en français  7  [1.3#243] Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser: Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?)
Exemples  8  [2.296#] Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany.
9  [2.298#] Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra.
10  [2.314#] Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina.

Mis à jour le 2025/07/29