Entrée fihidiana (hidy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana no fihidian' ny lalana mianatsimo [Rajemisa 1985]

2009/02/23