Entrée fihintsana (hintsana)
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ Fomban' ny zavatra mihintsana, miala, miraraka: Jereo kely ny fihintsan' ny vonin' ireto raozy ireto [Rajemisa 1985]

2009/02/23