|
|
|
|

Entrée1  fihoakoaka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hoakoaka
Explications en malgache  4  [1.1] Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira
Vocabulaire  5  Son

Mis à jour le 2025/07/29