|
|
|
|

Entrée1 fihodidinana
Radical  2hodidina
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fandehanana manodidina: Mandreraka ihany ny fihodidinana an' i Mahamasina an-kazakazaka [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12