Entrée fihohofana (hohoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan' ny vilany no tsy nilelafan' ny alika ny tao anatiny
Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana
Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin' ny zavatra iray ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahita ny fihohofan-dreniny teo amin' ny nofo mangatsiakan' ilay zanany
Fiasana tsy miroa fo: Fihohofana tamin' ny asa no nahavitana itony boky itony [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05