Entrée fihomboana (hombo)
Partie du discours nom
Définition malgache Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana
¶ Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly [Rajemisa 1985]
Traduction française aggravation [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31