Entrée fihomehezana (hehy)
Partie du discours nom
Définition malgache Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy
¶ Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise laughter; a laughingstock [Hallanger 1973]
Définition française le rire [Hallanger 1974]

2009/10/20