Entrée fihoninkonina (honinkonina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban' ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidrahodrahoana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31