| Entrée | 1 fijanonana | 
| Radical | 2janona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 a stop; an interruption; [1.7] | 
| Explications en français | 
6 arrêt, halte [1.8] 7 station, stationnement, halte [1.13]  | 
| Exemples | 
8 Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina.
[2.643#] 
 9 Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra. [2.69#]  | 
| Tous les mots composés | 102 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 11 fanjoniana, 12 fijanonana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 | 
 |