| Entrée | 1 fijinjana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 jinja |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
5 [1.1] Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra |
| Explications en français |
6 [1.3#296] l'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument |
| Exemples |
7 [1.228#] Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody. 8 [1.369#] Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana. |
| Article |
9 Randzavola: fijinjana ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|