Entrée fikakana (kaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fisiana kaka; na fanasiana kaka
¶ Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [Rajemisa 1985]

Entrée fikakana (kaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2012/11/20