| Entrée | 1 fikambanam-piavotana |
| Partie du discours | 2 locution |
| Explications en malgache |
3 fikambanana mikendry ny hamongotra ny fitsentsefana, ny tsy rariny ary ny tsy fitoviana eo amin'ny fiaraha-monina
[1.13] |
| Explications en français |
4 mouvement révolutionnaire
[1.13] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|