Entrée fikarohana (karoka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay
¶ Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo
¶ Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby [Rajemisa 1985]
Traduction française   l'action de fouiller, de scruter, de chercher, l'instrument, le lieu [Abinal 1888]
Traduction française   recherche [SLP: Voambolana]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2016/08/03