Entrée fikojakojana (kojakoja (koja))
Partie du discours nom
Définition malgache Fikarakarana, fitandremana fatratra, fandamindaminana [Rajemisa 1985]
Traduction française les petits soins, l'attention [Abinal 1888]
 entretien, maintenance [SLP 1986, Rakotonaivo 1993]
 soins [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples ny fitantanana andavanandro sy ny fikojakojana ny foto-drafitrasa sy ny asa vaventy amin’ny lalana; [SeFaFi ]

Mis à jour le 2020/07/31