Entrée filan' ny nofo (ila, nofo)
Partie du discours locution
Définition malgache ny fitsiriritan' ny nofo aman-dra; ny fitarihan' ny vatana amin' ny hafaliana tsy voafehin' ny saina amam-panahy ka mampitovy torosy azy amin' ny biby [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise lust of the flesh. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes filan-dratsin' ny nofo

Mis à jour le 2020/07/31