Entrée filasiana (lasy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona
Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20