Entrée fileovana (leo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a préfecture, an administrative district [Hallanger 1973]
Définition française préfecture; district administratif [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

2010/12/05