|
|
|
|

Entrée1  filerana
Radical  2 lerana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano.
5 Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy. [1.1]

Anagrammes  6 fanelirà, 7 filerana

Mis à jour le 2025/09/12