Entrée filetsena (letsy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana
¶ Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana!
¶ Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [Rajemisa 1985]
Traduction française   affaissement [SLP: Voambolana]
Synonymes   fietrena ~ fijetsena

Mis à jour le 2009/09/21