Entrée filôzôfia
Partie du discours nom
Définition malgache Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
¶ Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [Rajemisa 1985]
Définition française philosophie [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Anglais: philosophy. Français: philosophie.
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [Rabemolaly: Fary, page 82]

2017/07/27