|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fin    
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3 vombona hazandrano; izay mitovotovy endrika na asa amin' izany [1.17]

Entrée (2/3)4  fin    
Partie du discours  5  nom masculin
Explications en français  6 farany, farandro, fiafarana, famaranana, fanaperana, famitana: Il viendra à la fin de l'année (Ho avy izy amy ny faran' ity taona ity) /
7 Personne ne connait la fin du monde (Tsy misy olona mahalala ny farandron' izao tontolo izao) /
8 Dieu n'a pas de fin (Tsy manan-piafarana Andriamanitra) /
9 J'ignore quelle sera la fin de cette histoire (Tsy fantatro izay hiafaran' izany raharaha izany) /
10 Il est à la fin de son discours (Mamarana ny laha-teniny izy) /
11 Il a mis fin à cette affaire (Nanapitra/Namita izany raharaha izany izy)

12 fahafatesana: Il avait le pressentiment de sa fin prochaine (Nahindrakindrafana azy ny fahafatesany)
13 Ny nokendrena, ny antony: À quelle fin avez-vous fait cela ? (Inona no antony nanaovanao izany?) [1.3]

Entrée (3/3)14  fin    
Partie du discours  15  adjectif masculin
Explications en français  16 manify, madinika, kivahivahiny, marezoka, maranitra: Papier fin (Taratasy manify) / Ecriture fine (Soratra madinika) / Pluie fine (Ranonorana madinika) / Elle a une taille fine (Marezoka izy) / Plume fine (Lela penina maranitra) / Crayon fin (Pensily hazo marani-doha)
17 matsiro, fy, tsara dia tsara, madio dia madio: Mets fins (Nahandro matsiro, nahamdro fy) / Vin fin (Divay tsara dia tsara) / Or fin (Volamena madio dia madio)
18 malady, matsilo, mahafantatra tsara amy ny fandrenesana: Cet aveugle a le tact fin (Mahafantatra tsara ny zavatra kasihiny io jamba io) / Il a le goût fin (Mahafantatra tsara ny zavatra andramany izy) / Il a l'oreille fine (Malady sofina izy) / Il a le nez fin (Matsilo orona izy)
19 marani-tsaina, mahira-tsaina: Il a l'esprit fin (Marani-tsaina izy) / Il a un regard fin (Manao fijerin' ny olona mahira-tsaina izy)
20 fetsy, konja, fiharatra: Il est fin (Fetsy izy) [1.3]

Mis à jour le 2025/11/17