| Entrée | 1 findramana |
| Radical | 2 indrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety
5 Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the parties of whom things are frequently borrowed, a lender.
[1.2] |
| Anagrammes | 7 famindrana, 8 findramana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|