| Entrée | 1 finiavana |
| Radical | 2 nia |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1] |
| Explications en anglais |
5 intent or purpose to do something [1.7] |
| Explications en français |
6 l'intention de faire une chose [1.8] |
| Vocabulaire | 7 Emotions |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|