| Entrée | 1 fioitra |
| Radical | 2 oitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona [1.1] |
| Explications en français |
5 manière de se soulever, de refuser [1.3] 6 résistance [1.13] |
| Anagrammes | 7 atifiro, 8 fioitra, 9 irifato |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|