|
|
|
|

Entrée1  fiolahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  olaka
Tous les mots composés 
Explications en français  5  [1.13] inflexion
Exemples  6  [2.346#19] sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra.
7  [2.587#] Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
8  [2.436#] Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana.

Anagrammes  9  fialohana, filoahana, fiolahana, hafalinao, hafalonay, halafinao, halofanay, hialofana, hilaofana, lafihanao

Mis à jour le 2025/08/10