Entrée fiondrana (ondrana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] toeram-panondranana [Rakotosaona 1972]
   Fomba entina miondrana, miditra amin' ny lakana na sambo mba handeha hiampita [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23