Entrée | fiorihana (orika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana) [1.1] | |
Antonymes | fivalanana | |
Analogues | anadrea ~ anira | |
Mis à jour le 2023/01/05 |