Entrée fioritra (oritra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1]

Entrée fioritra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Fihogo [1.78]
Synonymes oritra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20