Entrée fipitika (pitika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray, miala tampoka dia mitsambikina [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05