|
|
|
|

Entrée1  fipitrapitra
Radical  2  pitrapitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1]

Anagrammes  5 fipatripatry, 6 fipitrapitra

Mis à jour le 2025/09/12