Entrée fiposahana (posaka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fisehoana, fitrangana: Amin' ny 6 ora ny fiposahan' ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao
¶ Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   sunrise; moonrise. [Vocabulaire: Astronomie]
¶ the act of appearing [Hallanger 1973]
Traduction française   lever du soleil, de la lune. [Vocabulaire: Astronomie]
¶ action d'apparaître [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2009/10/23