| Entrée | 1 firaharahana |
| Radical | 2 raharaha |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao.
5 Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny. 6 Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery. [1.1] |
| Explications en français |
7 l'occupation, le soin, la délibération.
[1.3] |
| Exemples |
8 dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
[2.69#]
9 Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany? [1.369#] |
| Vocabulaire | 10 Philosophie |
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|