Entrée firaina (fira)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay
¶ Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to be cut, to be reaped. [Richardson 1885]
Morphologie  
firaina
firaiko
firainao
firainy
firaintsika
firainay
firainareo
firain'
firain-
firaim-
firai-
nofiraina
nofiraiko
nofirainao
nofirainy
nofiraintsika
nofirainay
nofirainareo
nofirain'
nofirain-
nofiraim-
nofirai-
hofiraina
hofiraiko
hofirainao
hofirainy
hofiraintsika
hofirainay
hofirainareo
hofirain'
hofirain-
hofiraim-
hofirai-
firao

Entrée firaina
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] fangoraham-po [Rakotosaona 1972]

2010/12/29