Entrée firaisam-pokontany (iray, foko, tany)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985]
Traduction française   littéralement "union des collectivités [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [ ]
Vocabulaire  
Synonymes   firaisana

Mis à jour le 2015/02/19