Entrée firinga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fivalanana, tay, diky
¶ Garaba [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa. [Richardson 1885]
   garbage [Hallanger 1973]
Définition française   rebut, ordures [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms  

Entrée firinga
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] kisolosolo [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] kisolasola amin'ny havoana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] tsy marin-toerana, mitongilana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] tany misolampy [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Taisaka] pente d'un chemin, d'une colline [Deschamps 1936]

Entrée firinga
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] lelo [Rakotosaona 1972]

2012/11/27