Entrée firioriovana (riorio)
Partie du discours nom
Définition malgache Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin' ny tsy izy; fandehanana atsy fandehanana eroa, tsy fitombenana amin' ny toerana na zavatra iray [Rajemisa 1985]

2009/02/23