|
|
|
|

Entrée1 fisabaka
Radical  2sabaka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha
Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12