Entrée fisafariana (safary)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana teny miolakolaka: Lany andro amin' ny fisafariana eo ianao fa tsy ny ventin-dresaha vantanina [Rajemisa 1985]

2009/02/23