| Entrée | 1 fisakanana |
| Radical | 2 sakana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|