|
|
|
|

Entrée1  fisangoeja
Radical  2 sangoeja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona misangoeja, na latsaka ao anatin' ny fahasahiranana lalina, voan' ny amparapaingo [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12