| Entrée | 1 fisarangotra |
| Radical | 2 sarangotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin' olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy [1.1] |
| Anagrammes | 5 fisarangotra, 6 fisarongatra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|