Entrée fisaronana (sarona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan' ny vehivavy ao anaty lamba rehefa mivoako [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31